|
|
|
|

Entry1  manetry tena
Elementary words  2  manetry, tena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1]
Explanations in English  5  to humble oneself [1.7]
Explanations in French  6  s'humilier, être humble [1.8]
Examples  7  Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Synonyms  8  mietry tena
Analogs  9  mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena

Updated on 2023/05/15